Tsy ho irery ianao (IRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao, mety ho irery
Ka mahatsiaro ireo fahiny
Raha fiainana, tsy ilaozan'izany
Mila mijoro, mitrakà
Ref: vriyr Tsy ho irery ianao fa misy mahatsiaro
N'aiza tononkira.serasera.org n'aiza misy anao
Fikiro mafy ny tanjonao
Dia ho hitanao fa handroso hatrany
Maro ireo ho lalovana any
Fiainana io tsy hitovy avokoa
Anjaranao no mandinika
Handroso ianao sa fftqtv hijanona
ahmcsfly
Ka mahatsiaro ireo fahiny
Raha fiainana, tsy ilaozan'izany
Mila mijoro, mitrakà
Ref: vriyr Tsy ho irery ianao fa misy mahatsiaro
N'aiza tononkira.serasera.org n'aiza misy anao
Fikiro mafy ny tanjonao
Dia ho hitanao fa handroso hatrany
Maro ireo ho lalovana any
Fiainana io tsy hitovy avokoa
Anjaranao no mandinika
Handroso ianao sa fftqtv hijanona
ahmcsfly
--------
Lien:
