Ho tantara (IRAY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay raha nifanome toky fa tsy hifandao
Fa ankehitriny voasedran'ny fiainana ka lasa ianao
Toa mampatsiahy hatrany ireo fahiny izay nolalovana
Tsy ho hay adinoina fa mipetraka Ho tantara

Ref: Na tsy ho ahy aza ianao
Dia misy fotoana mamy kely foana
Izay tsy ho ahy adinoina
Fa mitraka Ho tantara rahatrizay

Maro ireo adalana izay nandalo, niserana teo
Tsy voatery hifankahala na dia efa nivoady nefa tsy ho anjara
Toa mampatsiahy hatrany ireo fahiny izay nolalovana
Tsy ho hay adinoina fa mipetraka Ho tantara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IRAY
Vangy : 147
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Man7
Daty : 05/11/2025 15:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1901