Tsy ho irery ianao (IRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao, mety ho irery
Ka mahatsiaro ireo fahiny
Raha fiainana, tsy ilaozan'izany
Mila mijoro, mitrakà
Ref: Tsy ho irery ianao fa misy mahatsiaro
N'aiza n'aiza tononkira.serasera.org misy anao
Fikiro mafy ny tanjonao
Dia ho hitanao fa qybgn handroso hatrany
Maro ireo ho lalovana any
Fiainana io tsy hitovy avokoa
Anjaranao no mandinika lkud apti
Handroso ianao sa hijanona

--------
Link: