Ho tantara (IRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay raha nifanome toky fa tsy hifandao
Fa ankehitriny voasedran'ny fiainana ka lasa ianao
Toa mampatsiahy hatrany ireo fahiny izay nolalovana
Tsy ho hay adinoina fa mipetraka Ho tantara
Ref: Na tsy ho ahy aza ianao
Dia misy fotoana mamy kely foana
Izay tsy ho ahy adinoina
Fa mitraka Ho tantara rahatrizay
Maro ireo adalana izay nandalo, niserana teo iospnu
Tsy voatery hifankahala na dia efa nivoady tononkira.serasera.org nefa tsy ho ykiwio anjara

Tsy ho qrhxml hay adinoina fa mipetraka Ho tantara

--------
Rohy: