Ho tantara (IRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay raha nifanome toky fa tsy hifandao
Fa ankehitriny voasedran'ny fiainana ka lasa ianao
Toa mampatsiahy tononkira.serasera.org hatrany ireo fahiny izay nolalovana
Tsy ho hay adinoina fa mipetraka Ho tantara
Ref: Na tsy ho ahy aza ianao
Dia misy fotoana mamy kely mmiymka foana
Izay tsy ho ahy adinoina
Fa mitraka Ho tantara rahatrizay
Maro ydneikku ireo adalana izay nandalo, niserana teo
Tsy voatery svbgjjcq hifankahala na dia efa nivoady nefa tsy ho anjara
Toa mampatsiahy hatrany ireo fahiny izay nolalovana

--------
Link: