Tsy ho irery ianao (IRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao, mety ho irery
Ka mahatsiaro ireo fahiny
Raha fiainana, tsy ilaozan'izany
Mila mijoro, mitrakà
Ref: Tsy ho irery ianao fa misy mahatsiaro
N'aiza n'aiza qekfrwhn misy anao
Fikiro mafy ny tanjonao
Dia ho hitanao fa handroso tononkira.serasera.org hatrany
Maro ireo ho lalovana any
Fiainana zsukemf io tsy hitovy qdmh avokoa
Anjaranao no mandinika
Handroso ianao sa hijanona

--------
Link: