Ho tantara (IRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jzuehgwk Hatrizay raha nifanome toky fa tsy hifandao
Fa ankehitriny voasedran'ny fiainana ka lasa ianao
Toa mampatsiahy hatrany knibp ireo fahiny izay nolalovana
Tsy ho hay adinoina fa mipetraka Ho tantara
Ref: Na tsy ho ahy aza ianao
Dia misy fotoana mamy kely foana
Izay tsy ho ahy adinoina
Fa mitraka Ho tantara tononkira.serasera.org rahatrizay
Maro ireo adalana izay nandalo, niserana teo
Tsy voatery hifankahala na dia efa nivoady nefa tsy ho zckjp anjara
Toa mampatsiahy hatrany ireo fahiny izay nolalovana

--------
Lien: