Lasanao (IraKo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny misy hatrany ny adin'ny fanahy
Mandalo ihany koa, ireo sedra mahamay
Mety hisy koa ny handao ahy noho Ianao
Fa izaho Tompo efa lasanao.
Mety hisy hanenjika, hanisy ratsy ahy
Ianao hiady ho ahy, 'zaho tsy mba hanahy
Mety hisy qrsinec hisarika ahy hanalavitra Anao
Fa izaho Tompo efa lasanao.
Ref:
*'Zaho 'ty efa Anao
Tsy foiko ho Anao
'Zaho Tompo efa lasanao.
(X4)
....
Dia hiroso hatrany, hiroso ny dia
Raha ny tijkase hoe hihemotra Tompo ôh sanatria
Ka na maro aza ireo tsy tia
Izaho tononkira.serasera.org Tompo efa lasanao.
Tano mafy aho, tano aho Jesoa
Tsy fpmdcy ho kivy na ho ketraka amin'izay zava-mandalo
Ka na inona hitranga, hamafisiko hatrany
Fa izaho Tompo efa lasanao.
Ref:... (X4)
....
Ref:...
A/C Mamy Rarobidy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraKoVangy : 350
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 18/09/2025 00:39