Lasanao (IraKo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny misy hatrany ny adin'ny fanahy
Mandalo ihany koa, ireo sedra mahamay
Mety hisy koa ny handao ahy noho Ianao
Fa izaho Tompo efa lasanao.
Mety hisy hanenjika, hanisy ratsy ahy
Ianao hiady ho ahy, 'zaho tsy mba hanahy
Mety hisy hisarika ahy hanalavitra Anao
Fa izaho Tompo efa lasanao.
Ref:
*'Zaho 'ty efa Anao
Tsy foiko tononkira.serasera.org ho Anao
'Zaho Tompo efa lasanao.
(X4)
....
Dia hiroso hatrany, hiroso ny dia
Raha ny hoe hihemotra Tompo ôh sanatria
Ka na estyb maro aza ireo tsy tia
Izaho Tompo efa lasanao.
Tano mafy aho, tano aho Jesoa
Tsy ho kivy na ho ketraka amin'izay zava-mandalo
Ka na inona hitranga, hamafisiko hatrany
Fa izaho Tompo efa duhcget lasanao.
Ref:... (X4)
....
Ref:...
A/C Mamy pxrnwjak Rarobidy
Mandalo ihany koa, ireo sedra mahamay
Mety hisy koa ny handao ahy noho Ianao
Fa izaho Tompo efa lasanao.
Mety hisy hanenjika, hanisy ratsy ahy
Ianao hiady ho ahy, 'zaho tsy mba hanahy
Mety hisy hisarika ahy hanalavitra Anao
Fa izaho Tompo efa lasanao.
Ref:
*'Zaho 'ty efa Anao
Tsy foiko tononkira.serasera.org ho Anao
'Zaho Tompo efa lasanao.
(X4)
....
Dia hiroso hatrany, hiroso ny dia
Raha ny hoe hihemotra Tompo ôh sanatria
Ka na estyb maro aza ireo tsy tia
Izaho Tompo efa lasanao.
Tano mafy aho, tano aho Jesoa
Tsy ho kivy na ho ketraka amin'izay zava-mandalo
Ka na inona hitranga, hamafisiko hatrany
Fa izaho Tompo efa duhcget lasanao.
Ref:... (X4)
....
Ref:...
A/C Mamy pxrnwjak Rarobidy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IraKoVisites : 487
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 18/09/2025 00:39
