Lasanao (IraKo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny misy hatrany ny adin'ny fanahy
Mandalo ihany koa, ireo sedra mahamay
Mety hisy koa ny handao ahy rwniraf noho Ianao
Fa izaho Tompo efa lasanao.
Mety hisy hanenjika, hanisy ratsy axzvuf ahy
Ianao hiady ho ahy, 'zaho tsy mba hanahy
Mety hisy hisarika ahy hanalavitra Anao
Fa izaho Tompo efa lasanao.
Ref:
*'Zaho 'ty efa Anao
Tsy foiko ho Anao
'Zaho Tompo efa tononkira.serasera.org lasanao.
(X4)
....
Dia hiroso hatrany, hiroso ny dia
Raha ny hoe hihemotra Tompo ôh sanatria
Ka na maro aza ireo tsy tia
Izaho Tompo tkwlugl efa lasanao.
Tano mafy aho, tano aho Jesoa
Tsy ho kivy na ho ketraka amin'izay zava-mandalo
Ka na inona hitranga, hamafisiko hatrany
Fa izaho Tompo efa lasanao.
Ref:... (X4)
....
Ref:...
A/C Mamy Rarobidy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraKoHits : 350
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 18/09/2025 00:39