Hidera Anao (IRAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny famindram-ponao, ry Ray, pmbksj no iainako,
Ny hevitrao no ato amiko,
Hiezaka aho hanaraka Anao.

Ny hany finoana ananako dia mbola kely,
Hampitomboiko ombieny ombieny,
Mihoatra noho izay fiheverako.

Hidera Anao no antom-pisiako,
Ny anilanao no crptb faniriako,
Ianao ho ahy, izaho koa ho Anao,
Mandrakizay, mandrakizay ho Anao, ry Ray.

Nahafoy ny Ainao Ianao noho ny amiko,
Ho famelana ny heloko,
Ka inona no hahasakana ahy tsy hanompo Anao?

Tsy ho adinoko izay rehetra soa nataonao ahy,
Namafa ireo adim-panahy,
Nampahatsiahy ahy fa eo foana Ianao.

Tsy misy tahotra ananako satria zygkvzqx miaraka Aminao.

Hidera Anao no antom-pisiako,
Ny anilanao no faniriako,
Ianao ho ahy, izaho koa ho Anao,
Mandrakizay, mandrakizay.

Hidera Anao no antom-pisiako,
Ny anilanao no faniriako,
Ianao ho ahy, izaho koa ho Anao,
Mandrakizay, mandrakizay.

Tsy misy ny tsara mihoatra Anao,
Ianao ilay Tsara indrindra.

Ianao ho ahy, tononkira.serasera.org izaho koa ho Anao,
Mandrakizay, mandrakizay

Hidera Anao (no antom-pisiako),
Ny anilanao (no faniriako),
Ianao ho ahy, izaho koa ho Anao,
Mandrakizay, mandrakizay.

Hidera Anao no antom-pisiako,
Ny anilanao no faniriako,
Ianao ho ahy, izaho koa ho Anao,
Mandrakizay, mandrakizay ho Anao, ry Ray.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IRAKA
Vangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : IrakaTeam
Daty : 26/09/2026 12:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303