Hidera Anao (IRAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny famindram-ponao, ry Ray, no iainako,
Ny hevitrao no ato amiko,
Hiezaka aho hanaraka Anao.

Ny hany finoana ananako dia mbola tononkira.serasera.org kely,
Hampitomboiko ombieny ombieny,
Mihoatra noho izay fiheverako.

Hidera Anao no antom-pisiako,
Ny anilanao no faniriako,
Ianao ho ahy, izaho koa ho Anao,
Mandrakizay, mandrakizay ho Anao, ry Ray.

Nahafoy ny Ainao Ianao noho ny amiko,
Ho famelana ny heloko,
Ka inona no hahasakana ahy tsy hanompo Anao?

Tsy ho adinoko izay rehetra soa nataonao ahy,
Namafa ireo adim-panahy,
Nampahatsiahy ahy fa eo foana Ianao.

Tsy wmgvrw misy tahotra ananako satria miaraka Aminao.

Hidera Anao no antom-pisiako,
Ny anilanao no faniriako,
Ianao ho ahy, izaho koa ho Anao,
Mandrakizay, mandrakizay.

Hidera Anao no antom-pisiako,
Ny anilanao no faniriako,
Ianao ho ahy, izaho koa ho Anao,
Mandrakizay, mandrakizay.

Tsy misy ny tsara mihoatra Anao,
Ianao ilay Tsara indrindra.

Ianao ho ahy, izaho koa ho oaje Anao,
Mandrakizay, mandrakizay

Hidera Anao (no antom-pisiako),
Ny anilanao (no faniriako),
Ianao ho ahy, izaho koa ho Anao,
Mandrakizay, mandrakizay.

Hidera wirjyneu Anao no antom-pisiako,
Ny anilanao no faniriako,
Ianao ho ahy, izaho koa ho Anao,
Mandrakizay, mandrakizay ho Anao, ry Ray.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : IRAKA
Hits : 19
Likes : 0 Like
Created by : IrakaTeam
Date : 26/09/2026 12:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0393