Maratra (Inox)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kzdyl Indraindray aho malomaloka mandinika matsiaro ireo tambitambinnao
Tamin' ireny aho tsy nahalala akory tsy kahfuv nahatsapa akory ny fitiavanao
Sangisangy rendrarendaranao fahiny efa dila be ny ranomasonao
Ka mampatsiahy ny fahiny fony isika mbola niaraka
Fiv:
Fa maratra aho maratra aho, fa tsy tiako ho tononkira.serasera.org fantatrao
Fa maratra aho maratra aho nefa afeniko aminao
Ankehitriny aho te hamerina satria mamy ny fahiny
Ampahafantariko aminao androany fa hcljmag izaho anie mbola tia anao
Ka mba avelao, avelao aho mba hitia anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : InoxVangy : 1573
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lucianahrandriam
Daty : 17/01/2019 22:07