Maratra (Inox)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray aho malomaloka mandinika matsiaro ireo tambitambinnao
Tamin' ireny aho tsy nahalala akory tsy nahatsapa akory ny fitiavanao
Sangisangy rendrarendaranao fahiny efa dila be ny ranomasonao
Ka mampatsiahy ny fahiny fony isika mbola niaraka
Fiv:
Fa maratra aho maratra aho, fa tsy tiako ho qobrs fantatrao
Fa maratra aho maratra aho nefa afeniko aminao
Ankehitriny aho te fvjsmh hamerina satria mamy ny fahiny
Ampahafantariko krvdun aminao androany fa izaho anie mbola tia anao
Ka mba avelao, avelao tononkira.serasera.org aho mba hitia anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : InoxHits : 1629
Likes : 0 Like
Created by : lucianahrandriam
Date : 17/01/2019 22:07