Maratra (Inox)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray aho malomaloka mandinika matsiaro ireo tambitambinnao
Tamin' kbjoz ireny aho tsy nahalala akory tsy nahatsapa akory ny fitiavanao
Sangisangy rendrarendaranao fahiny tononkira.serasera.org efa dila be ny ranomasonao
Ka mampatsiahy ny fahiny fony isika mbola niaraka
Fiv:
Fa maratra aho maratra aho, fa tsy tiako ho fantatrao
Fa maratra obtbvexv aho maratra aho dxyakorh nefa afeniko aminao
Ankehitriny aho te hamerina satria mamy ny fahiny
Ampahafantariko aminao androany fa izaho anie mbola tia anao
Ka mba avelao, avelao aho mba hitia anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : InoxVisites : 1629
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lucianahrandriam
Date : 17/01/2019 22:07