Inox

Nampiditra lola18
25/01/2018 07:14
Hiran'i Inox 3 Jereo eto
Vangy : 874
Mpankafy : 0 Ankafizo
Tarika INOX dia niforona tamin'ny taona 1986, natsagan'i Ragasy tompon'ny Studio INOX, sady mpitendry guitare beso ny tarika tamin'ny izany fotoana izany, anisany nanampy anazy tamin'izany i Blue(GREEN), Poun kely(GREEN), Joce(KIAKA), Thierry Dekapy(Apost), Simon Ralambo, Son Ralambo(Vaika), Daniel..!Ary samy niparitaka ka samy nanangana ny tarika any tsirairay, tamin'ny taona 2013 dia nandimby azy ireo i Teddy, Valerie, Tsiory, Lola, Tsila ary noentiny izy ireo ny anarana INOX ka efa namoaka Album 1 (MOZIKA) tamin'ny taona 2017 ka efa manomakomana ny ivohan'ny Album manaraka izy ireo, ary ankalaza ny faha 5 taona niverenan'ny tarika izy ireo.

Hevitra momba an'i Inox

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Inox (3)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9315