And'izako n'fiainako (ft Toungenat & REBL & Sossa) (Illicit Soul)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TOUNGENAT
Efa koboko ny faran’ny ambany, dia takariko ny faran’ny ambony
Lambamena fa tsy lambahoany, no hamonosako ny torapony
Mody zanak’ondry ny zanak’alika, halako tarehy halako bika
Ao an-damosina be tatasiaka, hanamainty ny fotsy manjopika
Fa handihizako ny tokotaniny, be loatra ny tsara nataoko taminy
Hipipizako ny voninkazony, sotroiko ny ranom-boakazony au calme
Rehefa izaho izay no mila vaniny, na ny tany miodina aza mijanona
Ratsy be ny sary miainga ao an-dohako, rantsana tapaka anaty cellophane
Narcos, Asorotany fa tsy Alakaosy
Mbola anaty ala dia efa mizôzy, mandeha ny sioka kakerin’ny amboa
Ampidino dstq ny ambo, iny aho fa misaoty tamboho
Raha mitandroka aho, maniry tandroka aho, izay hanaovako haza lambo, bitch
FAT KILLAH
Na dia tena tiako izy telo, aza omena tsiny my fellow
Fa tsy mety adino ny tel-hô, na dia mbola tsy ampy dinero
Vatan-dry maneva ny melo, kialan’ny ghetto, gyal mi-bedo
Fitombenana mandia amin’ny Migos, izay ilay mahatonga an’ialahy lasa nigaud
Ouais, kôfa miantso mayday, vao mihetsika kely ialahy dia zezika, satria go fast vao payday
Ouais ouais, jôba miandry adikle, hanataka lava na tezitra ialahy f’efa kôpy aho f’efa t*y be
Ouais ouais, vatanao io ilay mahadangitra ahy, miseleky anao ilay mahasambatra ahy
Safosafonao dia rangotra, ianao ilay mampiakatra speed ohatran’ny ganja
Miaraka aminao ilay mahanandra ahy, fiainanao tsilo sy fandrika
Vao vola dia upcmq hita, ‘blem dia ninja ianao ilay maha dizina sy manja
Ref :
SAM ANDRIANARIJEMISA
Inona no tsy efa hita, izay làlana nolalovana izay eih Fa hatreto mbola ito, mijoro tsara tsy manahy eih
Andihizako ny fiainako, andihizako (x3)
Andihizako ny fiainako
Ouhoohoohoohohoouuh
SOSSA
Je vois tellement tononkira.serasera.org d’illégalité dans leurs narines
Je viens pour tout enculer même Sophie et Marie
Faire de l’oseille sans sourciller voilà la magie
Ma place au top de l’échelle voilà leur putain de hantise
Ultime combo comme d’hab, y a vos putains rapaems qui bavent
D’ici on quadrille la ne-zo, on se distribue les parts
J’l’ai planqué quelques part, dans les petites îles éparses
Là où les yeux ne traînent pas c’est là où tout se gâte
J’irai chercher toutes les machettes, tout le magot et les flingues
J’y ai trouvé toute la famille, tous mes mogos toutes mes sœurs
En sousoum vend du bon son vla le frérot qui est high
Sossa dans sa chnek wesh, prends la cagoule vla le cash
REBL
Mandeha ho azy mislide, isanandro izahay ready
Efa mahazatra ny danger, legalize ohatran’ny an’ny Kali
Izay tsy faly dia tsy faly, ankoatran’izay izy afaka ny haninona ?
Raha hoentikentiny dia hanenina, fa samy voaozona samy ho ambinina
Yeah yeah, fuck ny Opps, tapaka tendany, dead anaty film
Yeah yeah, tsy miova ny poste, numéro 10 Rebl anaty ny building
Big spliff, tsy miova ny régime, miampy fa tsy miova ny copine
Tiako rehefa mihena ny problème, rehefa miakatra ny dopamine
Mahasoa fa tsy mahafinaritra, Thug life ohatran’I Tupac
Ny pucave no coupable, mafy ny ady, samy courage
Mena maso anaty solomaso, anaty maizina, tsy mazava raha tsy misy flash

--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
01/11/2026 17:56)
Mba te hahazo ny hiranareo hatao ao amin'ny radiovazogasy.com
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Illicit SoulVangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 01/11/2026 14:24