Eny (Ikalalila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanapa-kevitra ny farany aho
Sao diso aoriana tsy hahatratra anao
Resy lahatra ka tamy hilaza
Hamotsotra ny fo ela nandrasana
Eny ary hoy aho
Manaiky jcrmq aho
Ny ho ilanao
Amin'ilay fiainana mandeha tsiroaroa
Ny eniko !
Tena nisaina aho, naka jwor aina kely
Fa vonona amin'izay hankafy sy hisedra
Na hanjonitra na ho mirana
Tsy homeko lamosina ity anjara
Ka eny ary hoy aho
Manaiky aho
Ny ho ilanao
Amin'ilay tononkira.serasera.org fiainana mandeha tsiroaroa
Ny eniko !
Hatramin'ny faran'ny aiko
Ho silan'ny aiko
Fa eny ary hoy aho
Manaiky aho
Ny ho ilanao
Amin'ilay fiainana tsiroaroa
Ianao vsoszhi no ho vadiko...
Sao diso aoriana tsy hahatratra anao
Resy lahatra ka tamy hilaza
Hamotsotra ny fo ela nandrasana
Eny ary hoy aho
Manaiky jcrmq aho
Ny ho ilanao
Amin'ilay fiainana mandeha tsiroaroa
Ny eniko !
Tena nisaina aho, naka jwor aina kely
Fa vonona amin'izay hankafy sy hisedra
Na hanjonitra na ho mirana
Tsy homeko lamosina ity anjara
Ka eny ary hoy aho
Manaiky aho
Ny ho ilanao
Amin'ilay tononkira.serasera.org fiainana mandeha tsiroaroa
Ny eniko !
Hatramin'ny faran'ny aiko
Ho silan'ny aiko
Fa eny ary hoy aho
Manaiky aho
Ny ho ilanao
Amin'ilay fiainana tsiroaroa
Ianao vsoszhi no ho vadiko...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IkalalilaVangy : 1112
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalalila
Daty : 07/12/2024 13:23
