Aoka ihany (Iary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sa vxwjx fitia, mampiady ? no atolotro ho ahy
Aoka ihany, aoka fa ho potika aho ka tsy ho sahy
Sa ianao no hanome, fitia tononkira.serasera.org tsy vokatry ny fo
Aoka ihany, aoka re ho leo xmaccuo aho dsptbob fa aleo mande
Ref:
Aoka ihany aho ho irery
Tsy te hitia fa mba nijery
Ra taitra ianao dia azafady!
Any ankafa ndray re mba mitady
Aoka ihany aho ho irery
Tsy te hitia fa mba mijery
Ra taitra ianao dia azafady!
Any ankafa indray mandadilady
Sa fitia kitoatoa no kasainao atao
Aoka ihany, aoka aloha, aleo aho amin'izao!
Sa fitia tsy latsa-paka, fa tendro-molotrao ihany
Aoka ihany, aoka fa,any ankafa aho tsy manontany!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IaryVangy : 4044
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : winous
Daty : 30/05/2016 10:26