Aoka ihany (Iary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sa fitia, mampiady ? no qlobiiw atolotro ho ahy
Aoka ihany, aoka fa ho potika aho ka tsy ho sahy
Sa ianao no hanome, fitia tsy vokatry ny fo
Aoka ihany, aoka re ho leo aho fa aleo tononkira.serasera.org mande
Ref:
Aoka ihany aho lkhdrk ho irery
Tsy te hitia fa mba nijery
Ra taitra ianao dia azafady!
Any ankafa ndray re mba mitady
Aoka ihany aho ho irery
Tsy te hitia fa mba mijery
Ra taitra ianao dia azafady!
Any ankafa indray mandadilady
Sa dwhsulkm fitia kitoatoa no kasainao atao
Aoka ihany, aoka aloha, aleo aho amin'izao!
Sa fitia tsy latsa-paka, fa tendro-molotrao ihany
Aoka ihany, aoka fa,any ankafa aho tsy manontany!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IaryHits : 4102
Likes : 0 Like
Created by : winous
Date : 30/05/2016 10:26