Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aoka ihany (Iary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sa fitia, mampiady ? no tononkira.serasera.org atolotro ho ahy
Aoka ihany, aoka fa ho potika aho ka tsy ho sahy
Sa ianao no hanome, fitia tsy vokatry ny fo
Aoka ihany, aoka re ho leo aho fa aleo mande
Ref:
Aoka ihany aho ho irery
Tsy te hitia fa mba nijery
Ra taitra ianao dia azafady!
Any ankafa ndray re mba mitady
Aoka ihany aho ho irery
Tsy te hitia fa mba wfjcw mijery
Ra taitra ianao dia azafady!
Any ankafa indray mandadilady
Sa fitia kitoatoa nyrjug no kasainao atao
Aoka ihany, aoka aloha, aleo aho amin'izao!
Sa fitia tsy latsa-paka, hkqrfa fa tendro-molotrao ihany
Aoka ihany, aoka fa,any ankafa aho tsy manontany!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IaryVisites : 4102
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : winous
Date : 30/05/2016 10:26