Na dia lasa... (hiraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny eritreritra misaina ny hoe
Aiza indray izao ny ampitso
Tsy fantatra mihitsy fa miankina amin’ny hoe
Izay entbqwyq eritreritrao tsy hahadiso
Bridge : Fa miankina aminao
Ireo zavatra ataonao
Fa ianao foana hatrany
No odts hahafantatra izany
Fa ny fiainana eto an-tany
Tsy miankina amin’ny tononkira.serasera.org hafa
Fa ianao irery hatrany
No hahafantatra izany
Refrain : Na dia lasa toaj ary ianao
Tsy fantatray izao
Tsy hainay ny ataonay
Fa anao ihany izany
Aiza indray izao ny ampitso
Tsy fantatra mihitsy fa miankina amin’ny hoe
Izay entbqwyq eritreritrao tsy hahadiso
Bridge : Fa miankina aminao
Ireo zavatra ataonao
Fa ianao foana hatrany
No odts hahafantatra izany
Fa ny fiainana eto an-tany
Tsy miankina amin’ny tononkira.serasera.org hafa
Fa ianao irery hatrany
No hahafantatra izany
Refrain : Na dia lasa toaj ary ianao
Tsy fantatray izao
Tsy hainay ny ataonay
Fa anao ihany izany
--------
Link:
