Na dia lasa... (hiraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny eritreritra misaina ny hoe
Aiza indray izao ny ampitso
Tsy fantatra mihitsy fa miankina amin’ny hoe
Izay eritreritrao tsy hahadiso
Bridge : Fa miankina aminao
nzlsr Ireo zavatra ataonao
Fa ianao dwbobjyv foana hatrany
No hahafantatra izany
Fa ny fiainana eto an-tany
Tsy miankina amin’ny hafa
Fa ianao irery hatrany
No hahafantatra izany
Refrain : Na tononkira.serasera.org dia lasa ary ianao
kogvevs Tsy fantatray izao
Tsy hainay ny ataonay
Fa anao ihany izany
Aiza indray izao ny ampitso
Tsy fantatra mihitsy fa miankina amin’ny hoe
Izay eritreritrao tsy hahadiso
Bridge : Fa miankina aminao
nzlsr Ireo zavatra ataonao
Fa ianao dwbobjyv foana hatrany
No hahafantatra izany
Fa ny fiainana eto an-tany
Tsy miankina amin’ny hafa
Fa ianao irery hatrany
No hahafantatra izany
Refrain : Na tononkira.serasera.org dia lasa ary ianao
kogvevs Tsy fantatray izao
Tsy hainay ny ataonay
Fa anao ihany izany
--------
Lien:
