Na dia lasa... (hiraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny eritreritra misaina ny hoe Aiza indray izao ny ampitso
Tsy fantatra mihitsy fa miankina amin’ny hoe
Izay eritreritrao tsy hahadiso
Bridge : Fa miankina aminao
Ireo zavatra ataonao
Fa ianao foana hatrany
No hahafantatra izany
Fa ny fiainana eto an-tany
Tsy miankina amin’ny hafa
Fa ianao irery hatrany
No hahafantatra izany
Refrain : Na dia lasa ary ianao
Tsy fantatray izao
Tsy hainay ny ataonay
Fa anao ihany izany
--------
Link: