Ho iray (hiraina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tononkira.serasera.org nandinika aho dia nahatsapa koa
Fa ilay fitia dia tsy hiova intsony
Efa resy lahatra koa bwki pctbalr ny fo
Efa lasanao ny fiainako

Bridge : Fotoana tsy ho adinoko ilay andro iray
Ilay nitantana anao teo anilanao indray
Ref : Natambatra ho iray ilay fo hitempo hatrany
Na zirnry tsy hiodina ny tany ianao irery ihany
Natao ao an-doha tsy ho afaka ao am-po
F’efa tafaray isika roa

Indraindray raha irery iny aho
Dia mitamberina ao an-tsaiko ao
Ilay andro iray izay niaonantsika
Tamin’io ireo fo no nifankahita

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : hiraina
Vangy : 4515
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herty
Daty : 26/12/2016 15:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415