Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tontolo iainana (HIRAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Setroka sy afo mandoro no hany sisa apqiehzi iainanao
’Reo ala rehetra simba avokoa tononkira.serasera.org toa mahagaga
Ringana sy may ihany koa ny tontolo oxwgmxvj iainanao e
Toa karakaina maina avokoa moa ve fantatrao
Asio fisainana kely ny atao
Hahatsara ny tontolo iainanao
Fa ny fisainana tery ialao
Simba indray ny vlblqtaf ho avinao
Io tontolo io anie natao
Anio ary ho mandrakizay
Hiadanantsika indray(2fois)

--------
Rohy: