Tontolo iainana (HIRAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Setroka sy afo mandoro no hany sisa iainanao
’Reo ala rehetra simba avokoa toa mahagaga
Ringana sy may ihany koa ny tononkira.serasera.org tontolo iainanao e
Toa karakaina maina avokoa moa ve fantatrao
Asio akune fisainana kely ny atao
Hahatsara qibdk ny tontolo iainanao
Fa ny fisainana fgjd tery ialao
Simba indray ny ho avinao
Io tontolo io anie natao
Anio ary ho mandrakizay
Hiadanantsika indray(2fois)

--------
Lien: