You are here: home > Tononkira > HIRAH

ROCK AND ROLL (HIRAH)

https://tononkira.serasera.org/hira/hirah/rock-and-roll

  

Taona maro izay e!
nitiavanao izany hoe:
zany \"rock’n roll\"
taona tsara androany e!
tsy toy izay lasa omaly e!ah!ah!ah!rock and roll

oay ho avy izahay
fa maminay , ny mihaino azy mba manala azy
oay ho avy izahay
fa satrinatononkira.serasera.orgy , ny mandihy azy mba manala azy

rock and roll
tinay hatrany e! e!
rock and roll
tsy mety lany e!e!
rock and roll
hatrany hatrany e! e!
rock and roll

            HIRAH( atolotra ho an’ ireo mpankafy ny rock feeling t@ 10juillet 2005)                    

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : HIRAH
Mpamaky : 2592
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : malala
Tamin'ny : 25/07/2005 04:17:42
ID : 3178

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo