Tontolo iainana (HIRAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Setroka sy afo mandoro no hany sisa iainanao
’Reo ala rehetra simba avokoa qgap toa mahagaga
Ringana sy may ihany koa ny tontolo iainanao e
Toa karakaina maina avokoa moa tononkira.serasera.org ve fantatrao
Asio fisainana kely ny vqezf atao
Hahatsara ny tontolo iainanao
Fa ny fisainana tery dspricvj ialao
Simba indray ny ho avinao
Io tontolo io anie natao
Anio ary ho mandrakizay
Hiadanantsika indray(2fois)

--------
Link: