Resy Lahatra (Hiakam-pamonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly blowz aho hjvt fa manana Anao
Voababonao ity foko ity  
Ny fitiavanao natolotrao ahy
Ampy ahy, Ampy ahy Ianao

Resy lahatr’Aho fa Ianao no ahy
Tsisy tokiko ankohatr’Anao
Fa Ianao Jesoa no hahasambatr’Ahy
Resy lahatra aho Jesoa

Falifaly aho fa mbola eo Ianao
Eo Ianao hiaro sy hanampy ahy koa
Ny tononkira.serasera.org fahasoavanao homba ahy hatrany
Ampy ahy, Ampy ahy tpyv Ianao

Faly aho, Ravo koa, Faly aho,
Resy lahatra aho Jesoa
Resin’ny fitiavanao
Resy lahatra aho Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hiakam-pamonjena
Vangy : 2005
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JS
Daty : 30/04/2018 14:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0585