Iriko (Hery)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko mba ho tsapanao
Ilay fitiavako anao
Raha mba azoko natao
Ny tsy nitia anao
Saingy tsy afaka mandao
Fa tena tononkira.serasera.org tia anao
Izay no safidin’ny foko
Ka tsy itnrhzx haiko ny hiova loko

(in-2)
N’aiza n’aiza misy anao
Hitampify eo aho
Nefa raha tsy sitrakao
Ndao fa tsy manahy

Hatr’izay ka hatram’izao
Dia mbola tiako ianao
Izay tia angamba no adala
Ka tsy tsy pcrldwfh haiko ny hankahala

N’aiza n’aiza misy anao
Hitampify eo aho
Nefa raha tsy sitrakao
Ndao fa jfthgw tsy manahy

N’iza n’iza haneso ahy
Tsy mampaninona ahy
Omeko tanteraka ho azy
Ny fiainako manontolo

--------
Rohy:
Hevitra
daslain ( 15/01/2016 14:01)
ity hira ty anisan'ny mba mafinaritra ahy manokana mintsy, ary efa ela no nitadiaviko azy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hery
Vangy : 13770
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Lanto
Daty : 18/07/2004 11:13
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083