Ampidiro aloha ny tenimiafina
VAVAKA (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho an'ireo miseho ho marina
Mitady tsiny ho hitarina
Manenjika ireo tsy tafarina
Mivavaka aminao izahay
Ho an'ny zanaka tononkira.serasera.org velezin-dray
Ho an'ireo mpianatra izay
Miezaka kanefa tsy mahay
Mivavaka aminao izahay
Ho an'ireo tanora mifangia
Ka manantena fa hoe ny fitia
Haharitra mandrakizay doria
Mivavaka aminao izahay
Ho an'ireo latsaka an-davaka
Diso famindra ka solafaka
Mba te hiarina fa tsy afaka ô ô !
Mivavaka aminao hjpxe izahay
Ho an'ireo nahita lalana
Tafakatra natosi-tanana
Avy eo tsy mahalala ajpdr namana
Mivavaka aminao izahay
Ho pvfxl an'ny mpiasa ana, sasatra
Kanefa mbola miasa fatratra
Na dia trotraka sy sasatra
Mivavaka aminao izahay
Mitady tsiny ho hitarina
Manenjika ireo tsy tafarina
Mivavaka aminao izahay
Ho an'ny zanaka tononkira.serasera.org velezin-dray
Ho an'ireo mpianatra izay
Miezaka kanefa tsy mahay
Mivavaka aminao izahay
Ho an'ireo tanora mifangia
Ka manantena fa hoe ny fitia
Haharitra mandrakizay doria
Mivavaka aminao izahay
Ho an'ireo latsaka an-davaka
Diso famindra ka solafaka
Mba te hiarina fa tsy afaka ô ô !
Mivavaka aminao hjpxe izahay
Ho an'ireo nahita lalana
Tafakatra natosi-tanana
Avy eo tsy mahalala ajpdr namana
Mivavaka aminao izahay
Ho pvfxl an'ny mpiasa ana, sasatra
Kanefa mbola miasa fatratra
Na dia trotraka sy sasatra
Mivavaka aminao izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 6016
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : doudouridou
Daty : 21/09/2009 09:30
