Ampidiro aloha ny tenimiafina
VAO TENY ANTSASA-DALANY (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I
Manomboka ny tolony,
maina ery ny molony,
valaka sy lanaka
fa hita ho manan’anaka.
kakerin’ito neniny,
ny kibony afeniny,
sadikatra ery
no kivy koa satria...
II
Masiaka koa ny velona
k’indreo manelontselona,
mifosa ankatakonana
sczhyq nmqok ireo mpiray fiangonana,
koa na dia heloka aza
ny hoe manala zaza
dia vitany tokoa
satria nahoana moa ?
III
Nony lasa nody
nisotro fanafody
fanalana zaza
ka indro fa voalaza
fa hoe manavinavy
dia maty ’lay uvuesehq zazavavy,
fa tao dia tsy tafarina
kanefa izao no marina:
Ref.: Vao teny antsasadalany
’lay tiany sy malalany
nataony tononkira.serasera.org ho reharehany
dia tsy hita...’zay nalehany
RADO
1970
Manomboka ny tolony,
maina ery ny molony,
valaka sy lanaka
fa hita ho manan’anaka.
kakerin’ito neniny,
ny kibony afeniny,
sadikatra ery
no kivy koa satria...
II
Masiaka koa ny velona
k’indreo manelontselona,
mifosa ankatakonana
sczhyq nmqok ireo mpiray fiangonana,
koa na dia heloka aza
ny hoe manala zaza
dia vitany tokoa
satria nahoana moa ?
III
Nony lasa nody
nisotro fanafody
fanalana zaza
ka indro fa voalaza
fa hoe manavinavy
dia maty ’lay uvuesehq zazavavy,
fa tao dia tsy tafarina
kanefa izao no marina:
Ref.: Vao teny antsasadalany
’lay tiany sy malalany
nataony tononkira.serasera.org ho reharehany
dia tsy hita...’zay nalehany
RADO
1970
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 4651
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 06/11/2003 17:08
