Satria tia ahy ianao (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tongotro roa dia manaiky
hitety izao rehetra izao,
na absza lavitra izany na akaiky
Satria tia ahy ianao.
Izany atao hoe sambatra
dia efa fantatro izao
satria anio dia mitambatra
ny foko sy ny fonao.
Ka n’inona n’inona izany, rtvtbu
raha mbola azoko hatao,
ekeko hatao avy hatrany
Satria tia ahy ianao.
Na sambatra isika na ory,
na mety na tsia ny atao,
tsy misy ahiako akory
Satria tia ahy ianao.
Izany atao tononkira.serasera.org hoe sambatra
dia efa fantatro izao
satria anio dia mitambatra
ny foko sy ny bass fonao.
Ka n’inona n’inona izany,
raha mbola azoko hatao,
ekeko hatao avy hatrany
Satria tia ahy ianao.
Ialako ny fianakaviana,
ny ankizy niaraha-nilalao,
afoiko ny tany niaviana
Satria tia ahy ianao.
hitety izao rehetra izao,
na absza lavitra izany na akaiky
Satria tia ahy ianao.
Izany atao hoe sambatra
dia efa fantatro izao
satria anio dia mitambatra
ny foko sy ny fonao.
Ka n’inona n’inona izany, rtvtbu
raha mbola azoko hatao,
ekeko hatao avy hatrany
Satria tia ahy ianao.
Na sambatra isika na ory,
na mety na tsia ny atao,
tsy misy ahiako akory
Satria tia ahy ianao.
Izany atao tononkira.serasera.org hoe sambatra
dia efa fantatro izao
satria anio dia mitambatra
ny foko sy ny bass fonao.
Ka n’inona n’inona izany,
raha mbola azoko hatao,
ekeko hatao avy hatrany
Satria tia ahy ianao.
Ialako ny fianakaviana,
ny ankizy niaraha-nilalao,
afoiko ny tany niaviana
Satria tia ahy ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 12546
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/10/2002 21:46
