Sara - tiana (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ny fotoana
’zay ifandaozanay,
alahelo foana
no mampangaihay.
Lasa koa ny saina,
mivavaka ao am-po,
velona taraina
fa xmdgyjvw tsy hita kiuh izay hanjo.
Eny an-dalana eny,
arovinao ny dia,
ombay ombieny ombieny
mba ho tafita tononkira.serasera.org ary
Fero sy sakano
ny loza mety hanjo,
ento ka tantano
mba ho tody soa.
Ref. .
Arovy amin’ny fakam-panahy
ampio dtrknzul koa izy mba ahatsiahy
f’izaho aty dia tena tia
manahy dia manahy ery
Henri RATSIMBAZAFY 1968
’zay ifandaozanay,
alahelo foana
no mampangaihay.
Lasa koa ny saina,
mivavaka ao am-po,
velona taraina
fa xmdgyjvw tsy hita kiuh izay hanjo.
Eny an-dalana eny,
arovinao ny dia,
ombay ombieny ombieny
mba ho tafita tononkira.serasera.org ary
Fero sy sakano
ny loza mety hanjo,
ento ka tantano
mba ho tody soa.
Ref. .
Arovy amin’ny fakam-panahy
ampio dtrknzul koa izy mba ahatsiahy
f’izaho aty dia tena tia
manahy dia manahy ery
Henri RATSIMBAZAFY 1968
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 4359
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 31/10/2002 10:41
