Ny lamaody (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny akanjo lava hono tsy tsara,
ny fohy anefa voarara,
dia lazaina fa hoe ratsy koa
raha ny vavy no mipataloha

        Ny zatovolahy lava crwpalll volo
        dia lazaina fa tsy maoty daholo,
  wtxcj       ary henatry ny mpianakavy
        fa tsy fantatra na lahy na vavy.

Ref.
Inona e
ny atao ankehitriny
ka tsy ananan-tsiny
Mba lazao hoe

Moa ve
ireo mpananatranatra
no tena mba filamatra
Mba tononkira.serasera.org lazao hoe :

Raha samy manana ny tiana,
ny safidy moa sora-jandiana,
Moa ve ny tena fahendrena
tsy ny manao ’zay hahasoa ny tena ajdcjche ?

Henri RATSIMBAZAFY  1967

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296