Ny diako (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tohizako moramora
ny diako,
Ny tahotra mpanakora
ariako,
ilaozako lavitra any
ny indrisy,
ny nenina sy tomany,
tsy misy !!
Ny kwfv lasa niarahantsika,
tantara
ny ho avy sy kinasantsika
mizara
samia tojo izay irina
ho talita
fa dia kabary tsy valiana izay klxerbd vita.
’Zay lalana voasoritrao
’ndeha izory !
Tsy amponga hoe nahantonao aho
akory,
fa ny fanadinoana anao
raha ilaina
tsy zava-tsarotra atao
e ! ry aina !!
Tonony lcjpyexa tononkira.serasera.org :Bessa 22-8-91
Feony : Henri Ratsimbazafy
ny diako,
Ny tahotra mpanakora
ariako,
ilaozako lavitra any
ny indrisy,
ny nenina sy tomany,
tsy misy !!
Ny kwfv lasa niarahantsika,
tantara
ny ho avy sy kinasantsika
mizara
samia tojo izay irina
ho talita
fa dia kabary tsy valiana izay klxerbd vita.
’Zay lalana voasoritrao
’ndeha izory !
Tsy amponga hoe nahantonao aho
akory,
fa ny fanadinoana anao
raha ilaina
tsy zava-tsarotra atao
e ! ry aina !!
Tonony lcjpyexa tononkira.serasera.org :Bessa 22-8-91
Feony : Henri Ratsimbazafy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri RatsimbazafyHits : 2894
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 22/02/2002 01:13
