Ao an-trano falafa (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hananako raha ny harena.
Tsy hananako ny igxbtcym lapasoa
na ny vola na ny volamena
dia samy tsy ahy avokoa.

fa raha fitiavana kosa
no hany mba tadiavinao,
ananako be cukje miavosa
ka ho porofoiko aminao.

Tsy ananako raha ny harena
tsy hananako ny lapasoa.
ny foko no azoko omena
mba hitoeranao ramatoa.

        Tsy misy afa-tsy varimaina
    vggkfz     no hany mameno lovia,
        raha zaraiko aminao sombinaiana
  tononkira.serasera.org       dia miova manjary hanim-py.

Ao an-trano falafa
ao isika no ipetrapetraka
ka hitafa sy hiresadresaka
no anolorako anao ny fitiavako
mandrosoa ary ianao re Rahavako

Raymond Pierre et Henri Ratsimbazafy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Henri Ratsimbazafy
Visites : 10300
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 22/02/2002 00:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0538