ANDRIAMANITRA FITIAVANA (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra fitiavana
Ianao no he nampiray
ary koa nampihavana
ireto havan-tianay.

Nefa ny fiainana tsy mora
Sarotra koa ’zany dia
koa ampio ireo tanora
mba haharitra ho doria. fuueng

Raha sendra fifaliana
aza avela ho variana
raha tojo fahoriana
tsy ho diso fanampiana.

Raha sendra ka mivena
fa hoe resim-pahalemena,
dia omeo fahendrena
mba hahay manarin-tena.

Tahio e ! Tahio Zanahary !
na dzlpvxxk finaritra ireo na fkiyvpn marary,
arovy ireo hatrany hatrany
fa malama anie ny tany !!!

   Henri RATSIMBAZAFY
              tononkira.serasera.org    1970

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0236