Izy (Henika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy mamatsy ahy isan'andro
Mamatsy ahy isan'andro
Jehovah Jireh
Manasitrana ahy raha marary
Raha sendra marary
Jehovah Raphah
Izy tsy mandao tononkira.serasera.org ahy mihitsy
Miaraka amiko foana
Jehovah Shammah
Raha matahotra aho dia lfgfpdbi manome
Fiadanana wwpb ho ahy e
Jehovah Shalom
Izay rehetra ilaiko dia ao Aminao
Ao kbrqhb Aminao oo
Ao Aminao oo
Jesosy o, Jesosy o, Jesosy a
Ianao dia ampy ahy
Ianao dia ampy ahy
Tokiniaina Minohasina (Cevam church)
Mamatsy ahy isan'andro
Jehovah Jireh
Manasitrana ahy raha marary
Raha sendra marary
Jehovah Raphah
Izy tsy mandao tononkira.serasera.org ahy mihitsy
Miaraka amiko foana
Jehovah Shammah
Raha matahotra aho dia lfgfpdbi manome
Fiadanana wwpb ho ahy e
Jehovah Shalom
Izay rehetra ilaiko dia ao Aminao
Ao kbrqhb Aminao oo
Ao Aminao oo
Jesosy o, Jesosy o, Jesosy a
Ianao dia ampy ahy
Ianao dia ampy ahy
Tokiniaina Minohasina (Cevam church)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HenikaVangy : 31413
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Naminosh
Daty : 31/10/2023 17:30
