Hafatra ho an'i neny (Hasly Hasminah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hafatra ho anao ity ry neny
Avy amin'ny zanakao izay mbola kely
Henoy tsara, henoy tsara daholo izay lazainy
Tsy mbola manam-bola anie buru izahay
Tsy mbola manan-javatra homena
Fa ny tsara indrindra izay atolotray
Dia ny fahendrena
Ref.
Tiako ianao ry neny
Tiako ombieny ombieny
Ny fitiavako anao
Tena vokatry ny fo
Fitiavana tsy ritra
Tsy mba voavidim-bola
Ka ny azoko hatao dia:
Mivavaka ho anao
2. Ity ny tonon-kira azo jrwwddft hatao tononkalo
Atolotro ho anao ity ry neniko malala
Raiso ka ataovy fahatsiarovana maharitra
Ny teny izay hambara
Tsy tononkira.serasera.org hoe mampanantena fahendrena tsy ho avy
Ka rahampitso izahay dia haditrabe sahady
Nefa ho ento am-bavaka mba tsy ho diso lalana
Ny jmrvojds ankizy sanatria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hasly HasminahVangy : 936
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : roja
Daty : 07/05/2024 10:36