Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ambarambarao (Hasly Hasminah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarambarao e e, nyTenin'ny Tompo(Ambarambarao e e, nyTenin'ny Tompo)
Ambarambarao e e, nyTenin'ny Tompo
(Ambarambarao e e, nyTenin'ny Tompo)
1. Ambarambarao e e
Mba hiely manerana ny tany
Filazantsara e e
No torio hatrany hatrany
Fa teny tsara e e
Teny tsara ny Tenin'ny Tompo
Anbaranbarao e e
Ny tenin'ny Tompo
Ambarambarao e e, nyTenin'ny Tompo
(Ambarambarao e e, nyTenin'ny Tompo)
Ambarambarao e e, nyTenin'ny Tompo
(Ambarambarao e e, nyTenin'ny Tompo)
2. Ambarambarao e e
Fa betsaka ireo izay mitady
Ny baiboly re e
Io no Sabatra entina miady
Fa mahasambatra e e
Mahasambatra ny baiboly
Ambarambarao e e, nyTenin'ny Tompo
(Ambarambarao e e, nyTenin'ny Tompo)
Ambarambarao e e, nyTenin'ny Tompo
(Ambarambarao e e, nyTenin'ny Tompo)
Tonony sy feony: ART (Andrianilala Roja Tianaharijaona)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hasly HasminahHits : 188
Likes : 0 Like
Created by : roja
Date : 31/03/2025 17:17
