Hafatra ho an'i neny (Hasly Hasminah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hafatra ho anao ity ry neny
Avy amin'ny zanakao izay mbola kely
Henoy tsara, henoy tsara daholo izay lazainy
Tsy mbola manam-bola anie izahay
Tsy mbola manan-javatra homena
Fa ny tsara indrindra izay atolotray
Dia ny fahendrena
Ref.
Tiako ianao ry neny
Tiako ombieny ombieny
Ny fitiavako anao
Tena vokatry ny fo
Fitiavana tsy ritra
Tsy mba voavidim-bola
Ka ny azoko hatao ehwg dia:
Mivavaka ho anao
2. Ity ny tonon-kira azo hatao tononkalo
Atolotro ho anao ity ry neniko malala
Raiso ka ataovy vbat fahatsiarovana maharitra
Ny teny izay hambara
Tsy hoe mampanantena fahendrena tsy ho avy
Ka rahampitso izahay dia haditrabe sahady
Nefa ho ento am-bavaka mba tsy ho diso tononkira.serasera.org lalana
Ny ankizy sanatria lvhwzztf

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hasly HasminahVisites : 935
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : roja
Date : 07/05/2024 10:36