You are here: home > Tononkira > Hasly Hasminah

Mahatsiaro (Hasly Hasminah)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasly-hasminah/mahatsiaro-1

O ry taranaka avy any avaratra
Na ny taranaka avy any antsimo
Sy ny taranaka avy any andrrefana
Ary taranaka avy antsinanana
Tonga ianareo fa tsy nanadino
Mahatsiaro ny tanindrazana

Ry zanatany sy mpivahiny
Tsara ny Tompo fa peo ny dimy
Zarainy amintsiTsiky dia ampyka ny fifaliany
Sambatra isika fa tsisy tsiny
Tonga eto isika fa notahiany
Tonga eto admin"NY tanimdrazana

O ry vahoakan'ny ambany lanitra
Samy sohavin"Andriamanitra
Isika rehetra tsy hankanavaka
Te ho mpandova an'izany lanitra
Isika rehetra tsy manadino
Mahatsiaro ny fivavahana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hasly Hasminah
Mpamaky : 665
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Roja
Tamin'ny : 08/02/2017 09:54:48
ID : 9153

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo