TENA TIA (HARIMANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vctps                                     tononkira.serasera.org                           TENA TIA

Vao mahita ny endrikao mientana ny foko
Tsapako fa babo aho, tsapako fa tia aho
Ireo fihetsikao toa manangoly
Mampientana avokoa
Ny aminao rehetra

   REF:  Ilay fitiavana mamiratra tsisy fitaka
            xnbhd No atolotro ho anao e
            Tsisy ahavita handrava e
            Tsisy ahavita hisompatra e
            Lay fitiavana mafy orina e

Tsy mahafoy anao ,efa anao irery
Inty aho hanjakao
Ny amiko no efa anao zodp (X2)

  REF : Ilay fitiavana mamiratra  .......... (X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HARIMANITRA
Vangy : 1286
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : herihajaclaviste
Daty : 15/06/2020 19:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406