TENA TIA (HARIMANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ujdu TENA TIA
Vao mahita ny endrikao mientana ny foko
Tsapako fa babo aho, tsapako fa tia aho
Ireo lxutsehc fihetsikao toa manangoly
Mampientana avokoa
Ny aminao rehetra
REF: Ilay fitiavana mamiratra tsisy fitaka
vryznsb tononkira.serasera.org No atolotro ho anao e
Tsisy ahavita handrava e
Tsisy ahavita hisompatra e
Lay fitiavana mafy orina e
Tsy mahafoy anao ,efa anao irery
Inty aho hanjakao
Ny amiko no efa anao (X2)
REF : Ilay fitiavana mamiratra .......... (X2)
Vao mahita ny endrikao mientana ny foko
Tsapako fa babo aho, tsapako fa tia aho
Ireo lxutsehc fihetsikao toa manangoly
Mampientana avokoa
Ny aminao rehetra
REF: Ilay fitiavana mamiratra tsisy fitaka
vryznsb tononkira.serasera.org No atolotro ho anao e
Tsisy ahavita handrava e
Tsisy ahavita hisompatra e
Lay fitiavana mafy orina e
Tsy mahafoy anao ,efa anao irery
Inty aho hanjakao
Ny amiko no efa anao (X2)
REF : Ilay fitiavana mamiratra .......... (X2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HARIMANITRAHits : 1286
Likes : 2 Like
Created by : herihajaclaviste
Date : 15/06/2020 19:00
