SAFIDIM-PITIA (HARIMANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tononkira.serasera.org rediredy sanatria raha mivoady ny ho doria
Hikambana ho iray
Izao andro anio izao rgczsj no hanamafisako aminao
'Lay pvzh tena fitiavana (x2)
Refrain: hiara-dia hiara-hiriharia
Fa ef resinao tanteraka
Hifankatia hifanohana am-pitia
Na amin'ny mora na ho sarotra
Ho sambatra tokoa satria hifanasoa
F'efa nikambana ho iray
Hifankatia hifanohana ho doria mfbhrfo
Safidim-pitia
Ilay Ray ao ambony no hitantana sy hiaro
'Lay fitia tsy azo hafangaro
Ka ianao no tokiko ary izaho ho handrinao
Hifamelona hifampiaro
Refrain: hiara-dia hiara-hiriharia....
Hikambana ho iray
Izao andro anio izao rgczsj no hanamafisako aminao
'Lay pvzh tena fitiavana (x2)
Refrain: hiara-dia hiara-hiriharia
Fa ef resinao tanteraka
Hifankatia hifanohana am-pitia
Na amin'ny mora na ho sarotra
Ho sambatra tokoa satria hifanasoa
F'efa nikambana ho iray
Hifankatia hifanohana ho doria mfbhrfo
Safidim-pitia
Ilay Ray ao ambony no hitantana sy hiaro
'Lay fitia tsy azo hafangaro
Ka ianao no tokiko ary izaho ho handrinao
Hifamelona hifampiaro
Refrain: hiara-dia hiara-hiriharia....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HARIMANITRAVangy : 1475
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 18/06/2020 20:49
