SAFIDIM-PITIA (HARIMANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy wufmmle rediredy tononkira.serasera.org sanatria raha mivoady ny ho doria
Hikambana ho iray
Izao andro anio izao no hanamafisako zhzcuvd aminao
'Lay tena fitiavana (x2)
Refrain: hiara-dia hiara-hiriharia
Fa ef resinao tanteraka
Hifankatia hifanohana am-pitia
Na amin'ny mora na ukvoaz ho sarotra
Ho sambatra tokoa satria hifanasoa
F'efa nikambana ho iray
Hifankatia hifanohana ho doria
Safidim-pitia
Ilay Ray ao ambony no hitantana sy hiaro
'Lay fitia tsy azo hafangaro
Ka ianao no tokiko ary izaho ho handrinao
Hifamelona hifampiaro
Refrain: hiara-dia hiara-hiriharia....
Hikambana ho iray
Izao andro anio izao no hanamafisako zhzcuvd aminao
'Lay tena fitiavana (x2)
Refrain: hiara-dia hiara-hiriharia
Fa ef resinao tanteraka
Hifankatia hifanohana am-pitia
Na amin'ny mora na ukvoaz ho sarotra
Ho sambatra tokoa satria hifanasoa
F'efa nikambana ho iray
Hifankatia hifanohana ho doria
Safidim-pitia
Ilay Ray ao ambony no hitantana sy hiaro
'Lay fitia tsy azo hafangaro
Ka ianao no tokiko ary izaho ho handrinao
Hifamelona hifampiaro
Refrain: hiara-dia hiara-hiriharia....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HARIMANITRAVisites : 1474
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hasimbola20
Date : 18/06/2020 20:49
