Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESOSY TOMPO O! (HANITRA NENTIN-DRAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:Jesosy Tompo ô! ampio izahay
Hanasoa ilay tanindrazanay
quhl Hitana tsy ho very ilay firaisankina
Mba hanasoa ireo taranaka any aoriana
Tsofy rano sy arovy izahay
Hanandratra ilay Hanitra entin-drazanay
Tany iray izay tena maminay indrindra
Mitahiry ilay firaisan-kina
Atoroko anao ka mba hevero tsara
I Gasikara no tianay hambara
Ny mponina tononkira.serasera.org ao dia ireo Malagasy
Tsy misy miady na mifandrafirafy
Mifankatia ny avy anindrana sy anivo
Fa olona iray no ao ka mba tsahivo
Malagasy jjnuda ô! aiza ianao?
Koloy dbmu tsara ilay hanitra entin-drazanao
Aza atakalo ny an’ireo vahiny
Fa ny antsika tsy mbola misy tsiny
Tonony sy feony:RAKAZY
Sampana HANITRA NENTIN-DRAZANA
FJKM ZOARA FANANTENANA AMBOHIPO
Hanasoa ilay tanindrazanay
quhl Hitana tsy ho very ilay firaisankina
Mba hanasoa ireo taranaka any aoriana
Tsofy rano sy arovy izahay
Hanandratra ilay Hanitra entin-drazanay
Tany iray izay tena maminay indrindra
Mitahiry ilay firaisan-kina
Atoroko anao ka mba hevero tsara
I Gasikara no tianay hambara
Ny mponina tononkira.serasera.org ao dia ireo Malagasy
Tsy misy miady na mifandrafirafy
Mifankatia ny avy anindrana sy anivo
Fa olona iray no ao ka mba tsahivo
Malagasy jjnuda ô! aiza ianao?
Koloy dbmu tsara ilay hanitra entin-drazanao
Aza atakalo ny an’ireo vahiny
Fa ny antsika tsy mbola misy tsiny
Tonony sy feony:RAKAZY
Sampana HANITRA NENTIN-DRAZANA
FJKM ZOARA FANANTENANA AMBOHIPO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HANITRA NENTIN-DRAZANAVangy : 2395
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/07/2002 11:40
