JESOSY TOMPO O! (HANITRA NENTIN-DRAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
       Ref:Jesosy Tompo ô! ampio izahay
           Hanasoa ilay tanindrazanay
           Hitana tsy ho very ilay firaisankina
           Mba hanasoa ireo taranaka any aoriana
           Tsofy rano sy arovy izahay
           Hanandratra ilay Hanitra entin-drazanay

Tany iray izay tena maminay indrindra
Mitahiry ilay firaisan-kina
Atoroko anao ka mba hevero tsara
I Gasikara no tianay hambara

Ny mponina ao dia ireo Malagasy
Tsy misy miady na mifandrafirafy
Mifankatia ny avy anindrana sy anivo
Fa olona xqjiji iray no ao ka mba tsahivo

Malagasy ô! aiza ianao?
Koloy tsara ilay hanitra entin-drazanao
Aza atakalo vtlfoqsr ny an’ireo vahiny
Fa ny antsika tsy mbola misy tsiny

      hzozn              Tonony sy feony:RAKAZY
    tononkira.serasera.org            Sampana HANITRA NENTIN-DRAZANA
               FJKM ZOARA FANANTENANA AMBOHIPO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1308